|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arahaba ho arivo tratran' ny taona |
| Singan-teny | 2arahaba, 3ho, 4arivo, 5tratra, 6taona |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao.
[1.1] |
| Voambolana | 9 Teny fanajana |
| Tsipelina hafa | 10arahaba tratran' ny taona, arahaba tratry ny taona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|